36 Hoy i Jesosy:+ “Tsy anisan’ity tontolo ity ny fanjakako.+ Raha anisan’ity tontolo ity ny fanjakako, dia ho niady+ ny oloko mba tsy ho natolotra tamin’ny Jiosy aho. Tsy avy amin’izany anefa ny fanjakako.”
7 satria fandrafiana an’Andriamanitra ny fampifantohana ny saina amin’ny nofo.+ Sady tsy eo ambanin’ny lalàn’Andriamanitra mantsy ny nofo,+ no tsy mety ho toy izany.