Levitikosy 19:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 “‘Aza mandehandeha manendrikendrika+ olona eo amin’ny firenenao. Aza mitsangana handatsaka ny ran’ny namanao.+ Izaho no Jehovah. Ohabolana 17:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Izay manarona fahadisoana dia mitady fitiavana,+ fa izay mbola miresaka momba ny raharaha efa nivalona kosa mampisaraka ny tena mpinamana.+
16 “‘Aza mandehandeha manendrikendrika+ olona eo amin’ny firenenao. Aza mitsangana handatsaka ny ran’ny namanao.+ Izaho no Jehovah.
9 Izay manarona fahadisoana dia mitady fitiavana,+ fa izay mbola miresaka momba ny raharaha efa nivalona kosa mampisaraka ny tena mpinamana.+