Deoteronomia 24:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Omeo androtr’iny ihany ny karamany,+ ka aza tazonina any aminao ho tratran’ny masoandro milentika, fa tra-pahasahiranana izy ka iny no andrandrainy. Sao mantsy izy hitaraina amin’i Jehovah momba anao,+ ka ho fahotana ho anao izany.+
15 Omeo androtr’iny ihany ny karamany,+ ka aza tazonina any aminao ho tratran’ny masoandro milentika, fa tra-pahasahiranana izy ka iny no andrandrainy. Sao mantsy izy hitaraina amin’i Jehovah momba anao,+ ka ho fahotana ho anao izany.+