Hebreo 6:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Amin’izay dia tsy ho kamo ianareo,+ fa hanahaka+ kosa an’ireo mandova ny fampanantenana noho izy ireo nanana finoana sy faharetana.+
12 Amin’izay dia tsy ho kamo ianareo,+ fa hanahaka+ kosa an’ireo mandova ny fampanantenana noho izy ireo nanana finoana sy faharetana.+