Isaia 40:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Maina ny ahitra ary malazo ny voninkazo,+ satria notsofin’ny fofonain’i Jehovah.+ Ahitra ihany tokoa ny olona.+ Matio 19:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Ary hamafisiko ihany fa mora kokoa ny hidiran’ny rameva ao amin’ny vodifanjaitra, noho ny hidiran’ny mpanankarena ao amin’ny fanjakan’Andriamanitra.”+
7 Maina ny ahitra ary malazo ny voninkazo,+ satria notsofin’ny fofonain’i Jehovah.+ Ahitra ihany tokoa ny olona.+
24 Ary hamafisiko ihany fa mora kokoa ny hidiran’ny rameva ao amin’ny vodifanjaitra, noho ny hidiran’ny mpanankarena ao amin’ny fanjakan’Andriamanitra.”+