Levitikosy 19:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ary aza mianiana lainga amin’ny anarako,+ ka manazimbazimba ny anaran’Andriamanitrao. Izaho no Jehovah. Matio 5:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Izaho kosa anefa milaza aminareo hoe: Aza mianiana+ mihitsy, na amin’ny lanitra, satria seza fiandrianan’Andriamanitra+ izany,
12 Ary aza mianiana lainga amin’ny anarako,+ ka manazimbazimba ny anaran’Andriamanitrao. Izaho no Jehovah.
34 Izaho kosa anefa milaza aminareo hoe: Aza mianiana+ mihitsy, na amin’ny lanitra, satria seza fiandrianan’Andriamanitra+ izany,