28 Tandremo+ ny tenanareo+ sy ny ondry+ rehetra izay nanendren’ny fanahy masina anareo ho mpiandraikitra,+ mba hiandrasanareo ny fiangonan’Andriamanitra,+ izay novidiny tamin’ny ran’ny+ Zanany.
35 Nasehoko anareo tamin’ny zava-drehetra fa amin’ny fiasana mafy+ toy izany no tsy maintsy anampianareo an’ireo mila ampiana,+ sy ahatsiarovanareo ny tenin’i Jesosy Tompo nanao hoe: ‘Mahasambatra kokoa ny manome+ noho ny mandray.’”
2 Andraso+ ny andian’ondrin’Andriamanitra+ eo ambany fiandraiketanareo, tsy an-tery anefa, fa an-tsitrapo,+ ary tsy noho ny fitiavana tombony azo amin’ny tsy marina,+ fa amim-paharisihana kosa,