FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 136:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  7 Ilay nanao ireo zavatra lehibe manome hazavana:+

      Fa mandrakizay ny hatsaram-panahiny feno fitiavana;+

  • Isaia 45:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Izaho Jehovah no manao ny hazavana+ sy mamorona ny haizina,+ ary mampisy fiadanana+ sy mahatonga loza,+ eny, izaho no manao izany rehetra izany.+

  • Isaia 60:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Tsy hilentika intsony ny masoandronao ary tsy hihena ny volana manazava anao, satria i Jehovah no ho fahazavanao+ mandritra ny fotoana tsy voafetra, ary ho tapitra ny andro fisaonanao.+

  • Efesianina 5:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Tao amin’ny haizina+ mantsy ianareo teo aloha, fa ao amin’ny hazavana+ kosa ankehitriny, noho ianareo tafaray amin’ny Tompo. Koa aoka ny fomba fiainanareo hampiseho fa zanaky ny mazava ianareo,

  • 1 Jaona 1:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 Izao no hafatra renay taminy ka ambaranay aminareo:+ Andriamanitra dia fahazavana,+ ka tsy ao anatin’ny haizina mihitsy izay tafaray aminy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara