Matio 5:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Mifalia sy miravoravoa fatratra,+ satria lehibe ny valisoanareo+ any an-danitra. Fa toy izany no nanenjehany ny mpaminany+ talohanareo. Asan’ny Apostoly 5:41 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 41 Koa niala teo anatrehan’ny Fitsarana Avo Jiosy izy ireo, sady faly+ satria natao mendrika ny ho afa-baraka noho izany anarany+ izany. 1 Petera 4:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Sambatra+ ianareo raha tevatevaina noho ny anaran’i Kristy,+ satria mitoetra aminareo ny fanahin’ny voninahitra, dia ny fanahin’Andriamanitra.+
12 Mifalia sy miravoravoa fatratra,+ satria lehibe ny valisoanareo+ any an-danitra. Fa toy izany no nanenjehany ny mpaminany+ talohanareo.
41 Koa niala teo anatrehan’ny Fitsarana Avo Jiosy izy ireo, sady faly+ satria natao mendrika ny ho afa-baraka noho izany anarany+ izany.
14 Sambatra+ ianareo raha tevatevaina noho ny anaran’i Kristy,+ satria mitoetra aminareo ny fanahin’ny voninahitra, dia ny fanahin’Andriamanitra.+