Genesisy 22:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Farany dia tonga teo amin’ilay toerana nolazain’Andriamanitra taminy izy mianaka. Ary nanorina alitara+ teo i Abrahama ka nandahatra ny kitay. Dia nafatony ny tongotra aman-tanan’i Isaka zanany. Ary nataony teo ambonin’ny alitara izy, teo ambonin’ny kitay.+ Genesisy 22:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ary hoy ilay anjely: “Aza maninjitra ny tananao hamely ny zaza, ary aza manao na inona na inona aminy mihitsy.+ Fa fantatro tokoa izao fa matahotra an’Andriamanitra ianao, satria nafoinao ho ahy ny zanakao, ilay lahitokanao.”+
9 Farany dia tonga teo amin’ilay toerana nolazain’Andriamanitra taminy izy mianaka. Ary nanorina alitara+ teo i Abrahama ka nandahatra ny kitay. Dia nafatony ny tongotra aman-tanan’i Isaka zanany. Ary nataony teo ambonin’ny alitara izy, teo ambonin’ny kitay.+
12 Ary hoy ilay anjely: “Aza maninjitra ny tananao hamely ny zaza, ary aza manao na inona na inona aminy mihitsy.+ Fa fantatro tokoa izao fa matahotra an’Andriamanitra ianao, satria nafoinao ho ahy ny zanakao, ilay lahitokanao.”+