Asan’ny Apostoly 5:41 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 41 Koa niala teo anatrehan’ny Fitsarana Avo Jiosy izy ireo, sady faly+ satria natao mendrika ny ho afa-baraka noho izany anarany+ izany. 1 Petera 3:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Fa sambatra ianareo na dia mijaly noho ny fahamarinana aza.+ Aza atahorana anefa izay atahoran’izy ireo+ ary aza mitebiteby.+ 1 Petera 4:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Sambatra+ ianareo raha tevatevaina noho ny anaran’i Kristy,+ satria mitoetra aminareo ny fanahin’ny voninahitra, dia ny fanahin’Andriamanitra.+
41 Koa niala teo anatrehan’ny Fitsarana Avo Jiosy izy ireo, sady faly+ satria natao mendrika ny ho afa-baraka noho izany anarany+ izany.
14 Fa sambatra ianareo na dia mijaly noho ny fahamarinana aza.+ Aza atahorana anefa izay atahoran’izy ireo+ ary aza mitebiteby.+
14 Sambatra+ ianareo raha tevatevaina noho ny anaran’i Kristy,+ satria mitoetra aminareo ny fanahin’ny voninahitra, dia ny fanahin’Andriamanitra.+