Matio 16:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Ary hoy i Jesosy tamin’ny mpianany: “Raha misy te hanaraka ahy, aoka izy handa ny tenany ka hitondra ny hazo fijaliany ary hanaraka ahy mandrakariva.+ Jaona 13:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Fa modely no nomeko anareo, mba hanaovanareo araka izay nataoko taminareo.+
24 Ary hoy i Jesosy tamin’ny mpianany: “Raha misy te hanaraka ahy, aoka izy handa ny tenany ka hitondra ny hazo fijaliany ary hanaraka ahy mandrakariva.+