Isaia 12:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Andriamanitra no mpamonjy ahy.+ Hatoky aho ka tsy hatahotra,+ satria i Jah* Jehovah no tanjako sy heriko,+ ary izy no mpamonjy ahy.”+ Efesianina 3:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Ary ho an’ilay afaka manao mihoatra noho izay rehetra angatahintsika na eritreretintsika,+ eny, mihoatra lavitra noho izany mihitsy aza, araka ny heriny izay miasa+ ao anatintsika,
2 Andriamanitra no mpamonjy ahy.+ Hatoky aho ka tsy hatahotra,+ satria i Jah* Jehovah no tanjako sy heriko,+ ary izy no mpamonjy ahy.”+
20 Ary ho an’ilay afaka manao mihoatra noho izay rehetra angatahintsika na eritreretintsika,+ eny, mihoatra lavitra noho izany mihitsy aza, araka ny heriny izay miasa+ ao anatintsika,