Ohabolana 11:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Na ny olo-marina aza valiana etỳ an-tany,+ mainka fa ny ratsy fanahy sy ny mpanota!+ Matio 7:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 “Midira amin’ny vavahady tery.+ Fa lehibe sady malalaka ny lalana mankany amin’ny fandringanana, ka maro no miditra any.
13 “Midira amin’ny vavahady tery.+ Fa lehibe sady malalaka ny lalana mankany amin’ny fandringanana, ka maro no miditra any.