FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Daniela 2:44
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 44 “Amin’ny andron’ireo mpanjaka+ ireo, dia hanorina fanjakana+ tsy ho rava mandrakizay+ ilay Andriamanitry ny lanitra,+ ary tsy ho lasan’olon-kafa izany fanjakana izany.+ Hotorotoroin’izy io sy hofoanany ireo fanjakana rehetra ireo,+ fa izy kosa haharitra mandritra ny fotoana tsy voafetra.+

  • Hagay 2:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 “‘Dia hohozongozoniko ny firenena rehetra, ka hiditra ato amin’ity trano ity ny zava-tsarobidin’ny firenena rehetra,+ ary hofenoiko voninahitra izy ity’,+ hoy i Jehovah Tompon’ny tafika.

  • Zakaria 6:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Ary lazao aminy hoe:

      “‘Izao no nolazain’i Jehovah Tompon’ny tafika: “Io ilay lehilahy+ antsoina hoe Tsimoka.+ Hitsimoka eo amin’izay misy azy izy, ka hanorina ny tempolin’i Jehovah.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara