Isaia 43:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 eny, ilay vahoaka noforoniko ho ahy mba hitantara ny zavatra mendri-piderana nataoko.+ Isaia 61:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Ary hantsoina hoe mpisoron’i Jehovah ianareo,+ sady hatao hoe mpanompon’Andriamanitsika.+ Hohaninareo ny fananan’ny firenena,+ ary ho faly ianareo hiresaka momba anareo noho ny harena be voninahitra azonareo avy aminy.+
6 Ary hantsoina hoe mpisoron’i Jehovah ianareo,+ sady hatao hoe mpanompon’Andriamanitsika.+ Hohaninareo ny fananan’ny firenena,+ ary ho faly ianareo hiresaka momba anareo noho ny harena be voninahitra azonareo avy aminy.+