FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 51:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 “Mihainoa ahy, ry oloko! Henoy aho, ry fireneko!+ Fa hisy lalàna havoakako,+ ary hapetrako ho fahazavan’ny firenena ny didim-pitsarako.+

  • Isaia 60:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Hanarona ny tany ny haizina,+ ary hanarona an’ireo firenena ny haizim-pito. Fa hamirapiratra aminao kosa i Jehovah, ary eo aminao no hisehoan’ny voninahiny.+

  • Efesianina 5:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Tao amin’ny haizina+ mantsy ianareo teo aloha, fa ao amin’ny hazavana+ kosa ankehitriny, noho ianareo tafaray amin’ny Tompo. Koa aoka ny fomba fiainanareo hampiseho fa zanaky ny mazava ianareo,

  • Kolosianina 1:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Nanafaka antsika tamin’ny fahefan’ny+ haizina izy, ka namindra+ antsika ho amin’ny fanjakan’ilay+ Zanany tiany.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara