5 Fa ny olona araka ny nofo dia mampifantoka ny sainy amin’ny zavatry ny nofo,+ fa ny olona araka ny fanahy kosa mampifantoka ny sainy amin’ny zavatry ny fanahy.+
4Avy aiza ny ady, ary avy aiza ny fifandirana eo aminareo? Moa ve izany tsy avy amin’ny+ fanirianareo fatratra fahafinaretan’ny nofo, dia faniriana miady ao amin’ny vatanareo?+