Galatianina 5:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Ny nofo sy ny faniriany mantsy manohitra ny fanahy,+ ary ny fanahy kosa manohitra ny nofo. Ary mifanohitra izy roa ireo, mba tsy hanaovanareo izay tianareo hatao.+
17 Ny nofo sy ny faniriany mantsy manohitra ny fanahy,+ ary ny fanahy kosa manohitra ny nofo. Ary mifanohitra izy roa ireo, mba tsy hanaovanareo izay tianareo hatao.+