1 Korintianina 15:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Aza manaiky ho voafitaka ianareo: Ny naman-dratsy dia manimba ny fahazarana mahasoa.+ Galatianina 5:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Efa nihazakazaka tsara ange ianareo e!+ Iza no nisakana anareo tsy hankatò ny fahamarinana?+