Ohabolana 19:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Efa vonona ny didim-pitsarana hanamelohana ny mpaniratsira,+ ary ho an’ny lamosin’ny tsisy saina ny kapoka.+ Joda 10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ireny olona ireny kosa manevateva ny zava-drehetra tena tsy fantany mihitsy.+ Fa ny zava-drehetra takatry ny sainy kosa dia takany fotsiny amin’izao, toy ny fahatakaran’ny biby tsy misaina.+ Ary manimba+ tena amin’izany zavatra izany foana ireny.
29 Efa vonona ny didim-pitsarana hanamelohana ny mpaniratsira,+ ary ho an’ny lamosin’ny tsisy saina ny kapoka.+
10 Ireny olona ireny kosa manevateva ny zava-drehetra tena tsy fantany mihitsy.+ Fa ny zava-drehetra takatry ny sainy kosa dia takany fotsiny amin’izao, toy ny fahatakaran’ny biby tsy misaina.+ Ary manimba+ tena amin’izany zavatra izany foana ireny.