Romanina 1:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 Izany no antony namelan’Andriamanitra azy hanaraka ny filan’ny nofo mahafa-baraka,+ fa nanova ny fanao voajanahary ho amin’ny fanao tsy voajanahary ny vehivavy teo aminy.+ Joda 16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Olona mpimenomenona+ ireny, be taraina ny amin’ny toe-piainana misy azy, mandeha araka ny faniriany.+ Ny vavany mamoaka teny fireharehana,+ rehefa mandoka olona+ mba hahazoana tombony.
26 Izany no antony namelan’Andriamanitra azy hanaraka ny filan’ny nofo mahafa-baraka,+ fa nanova ny fanao voajanahary ho amin’ny fanao tsy voajanahary ny vehivavy teo aminy.+
16 Olona mpimenomenona+ ireny, be taraina ny amin’ny toe-piainana misy azy, mandeha araka ny faniriany.+ Ny vavany mamoaka teny fireharehana,+ rehefa mandoka olona+ mba hahazoana tombony.