Jaona 15:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Aoka ianareo ho tafaray foana amiko, dia ho tafaray aminareo koa aho.+ Tsy afaka mamoa irery ny sampam-boaloboka, raha tsy tafaray amin’ny voaloboka. Tsy afaka mamoa koa ianareo, raha tsy tafaray foana amiko.+
4 Aoka ianareo ho tafaray foana amiko, dia ho tafaray aminareo koa aho.+ Tsy afaka mamoa irery ny sampam-boaloboka, raha tsy tafaray amin’ny voaloboka. Tsy afaka mamoa koa ianareo, raha tsy tafaray foana amiko.+