Matio 5:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 “Efa renareo fa voalaza tamin’ny olona fahiny hoe: ‘Aza mamono olona,+ fa izay mamono olona+ dia hatao ampamoaka eo anatrehan’ny fitsarana.’+ Efesianina 4:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Aoka hesorina tsy ho eo aminareo ny lolompo+ rehetra, ny fahatezerana rehetra, ny fahavinirana rehetra, ny filelalelana rehetra ary ny fanevatevana+ rehetra, mbamin’ny faharatsiana+ rehetra.
21 “Efa renareo fa voalaza tamin’ny olona fahiny hoe: ‘Aza mamono olona,+ fa izay mamono olona+ dia hatao ampamoaka eo anatrehan’ny fitsarana.’+
31 Aoka hesorina tsy ho eo aminareo ny lolompo+ rehetra, ny fahatezerana rehetra, ny fahavinirana rehetra, ny filelalelana rehetra ary ny fanevatevana+ rehetra, mbamin’ny faharatsiana+ rehetra.