24 Fa hisy Kristy sandoka+ sy mpaminany sandoka+ hitsangana ka hanao famantarana+ lehibe sy fahagagana mba hamitahana hatramin’ny olom-boafidy aza, raha azony atao.+
14 Fa fanambarana avy amin’ny+ demonia izany, raha ny marina, ka manao famantarana+ sy mankany amin’ireo mpanjakan’ny+ tany+ rehetra misy mponina, mba hanangonana azy ireo ho amin’ny adin’ilay+ andro+ lehiben’ilay Andriamanitra Mahery Indrindra.+