2 Tesalonianina 2:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Marina fa efa miasa sahady ilay zava-miafina ny amin’io fandikan-dalàna io,+ saingy mandra-panala an’ilay misakana amin’izao fotoana izao fotsiny.+ 1 Jaona 2:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Izao, anaka, no ora farany.+ Araka ny efa renareo, dia ho avy ny antikristy.+ Ary efa misy antikristy maro sahady izao.+ Izany no ahafantarantsika fa izao no ora farany.
7 Marina fa efa miasa sahady ilay zava-miafina ny amin’io fandikan-dalàna io,+ saingy mandra-panala an’ilay misakana amin’izao fotoana izao fotsiny.+
18 Izao, anaka, no ora farany.+ Araka ny efa renareo, dia ho avy ny antikristy.+ Ary efa misy antikristy maro sahady izao.+ Izany no ahafantarantsika fa izao no ora farany.