Romanina 3:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Fa natolotr’Andriamanitra ho fanatitra fampihavanana+ izy, ka ny finoana ny rany no ahazoana izany fampihavanana izany.+ Nanao izany Andriamanitra mba hanehoana ny fahamarinany, noho izy namela ny fahotana+ fahiny tamin’izy naneho fandeferana,+ 1 Jaona 2:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Izy no sorona+ fampihavanana+ noho ny fahotantsika,+ nefa tsy noho ny antsika+ ihany fa noho ny an’izao tontolo izao+ manontolo koa.
25 Fa natolotr’Andriamanitra ho fanatitra fampihavanana+ izy, ka ny finoana ny rany no ahazoana izany fampihavanana izany.+ Nanao izany Andriamanitra mba hanehoana ny fahamarinany, noho izy namela ny fahotana+ fahiny tamin’izy naneho fandeferana,+
2 Izy no sorona+ fampihavanana+ noho ny fahotantsika,+ nefa tsy noho ny antsika+ ihany fa noho ny an’izao tontolo izao+ manontolo koa.