Jaona 1:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Fa izay rehetra tena nandray azy+ dia nomeny fahafahana ho tonga zanak’Andriamanitra,+ satria nino ny anarany.+ Jaona 3:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Dia namaly i Jesosy hoe:+ “Lazaiko aminao marina dia marina tokoa fa tsy afaka mahita ny fanjakan’Andriamanitra+ ny olona raha tsy ateraka indray.”+ 1 Petera 1:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Nateraka indray+ mantsy ianareo, tsy tamin’ny voa+ mety lo,+ fa tamin’ny tsy mety lo,+ dia tamin’ny alalan’ny tenin’ilay+ Andriamanitra velona sady maharitra.+ 1 Jaona 3:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Tsy zatra manota izay rehetra naterak’Andriamanitra,+ satria mitoetra ao amin’ny olona toy izany ny voa* avy amin’Andriamanitra. Tsy ho zatra manota àry izy, satria naterak’Andriamanitra.+
12 Fa izay rehetra tena nandray azy+ dia nomeny fahafahana ho tonga zanak’Andriamanitra,+ satria nino ny anarany.+
3 Dia namaly i Jesosy hoe:+ “Lazaiko aminao marina dia marina tokoa fa tsy afaka mahita ny fanjakan’Andriamanitra+ ny olona raha tsy ateraka indray.”+
23 Nateraka indray+ mantsy ianareo, tsy tamin’ny voa+ mety lo,+ fa tamin’ny tsy mety lo,+ dia tamin’ny alalan’ny tenin’ilay+ Andriamanitra velona sady maharitra.+
9 Tsy zatra manota izay rehetra naterak’Andriamanitra,+ satria mitoetra ao amin’ny olona toy izany ny voa* avy amin’Andriamanitra. Tsy ho zatra manota àry izy, satria naterak’Andriamanitra.+