Asan’ny Apostoly 20:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Tandremo+ ny tenanareo+ sy ny ondry+ rehetra izay nanendren’ny fanahy masina anareo ho mpiandraikitra,+ mba hiandrasanareo ny fiangonan’Andriamanitra,+ izay novidiny tamin’ny ran’ny+ Zanany. Efesianina 1:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Izy io no ananantsika ilay fanafahana entin’ny vidim-panavotana amin’ny alalan’ny rany,+ eny, ahazoantsika ny famelana+ ny helotsika, araka ny harenan’ny hatsaram-panahiny tsy manam-paharoa.+ Hebreo 9:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Saika ny zava-drehetra no diovina amin’ny ra,+ araka ny Lalàna. Ary raha tsy misy ra alatsaka+ dia tsy misy famelan-keloka.+ 1 Petera 1:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 fa tamin’ny ra+ sarobidy kosa, tahaka ny ran’ny zanak’ondry tsy misy tsiny sy tsy misy pentina,+ dia ny ran’i Kristy mihitsy.+
28 Tandremo+ ny tenanareo+ sy ny ondry+ rehetra izay nanendren’ny fanahy masina anareo ho mpiandraikitra,+ mba hiandrasanareo ny fiangonan’Andriamanitra,+ izay novidiny tamin’ny ran’ny+ Zanany.
7 Izy io no ananantsika ilay fanafahana entin’ny vidim-panavotana amin’ny alalan’ny rany,+ eny, ahazoantsika ny famelana+ ny helotsika, araka ny harenan’ny hatsaram-panahiny tsy manam-paharoa.+
22 Saika ny zava-drehetra no diovina amin’ny ra,+ araka ny Lalàna. Ary raha tsy misy ra alatsaka+ dia tsy misy famelan-keloka.+
19 fa tamin’ny ra+ sarobidy kosa, tahaka ny ran’ny zanak’ondry tsy misy tsiny sy tsy misy pentina,+ dia ny ran’i Kristy mihitsy.+