1 Jaona 1:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 —efa naseho+ tokoa mantsy ny fiainana. Efa hitanay ny fiainana mandrakizay,+ ka ambaranay+ sy lazainay aminareo ny momba azy io. Avy tamin’ny Ray ny fiainana mandrakizay, ary efa naseho anay—
2 —efa naseho+ tokoa mantsy ny fiainana. Efa hitanay ny fiainana mandrakizay,+ ka ambaranay+ sy lazainay aminareo ny momba azy io. Avy tamin’ny Ray ny fiainana mandrakizay, ary efa naseho anay—