1 Korintianina 2:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Fa isika tsy nandray ny fanahin’izao+ tontolo izao, fa ny fanahy+ avy amin’Andriamanitra, mba hahafantarantsika ny zavatra nomen’Andriamanitra antsika tamin-katsaram-panahy.+
12 Fa isika tsy nandray ny fanahin’izao+ tontolo izao, fa ny fanahy+ avy amin’Andriamanitra, mba hahafantarantsika ny zavatra nomen’Andriamanitra antsika tamin-katsaram-panahy.+