Jaona 1:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Efa ho tonga eo amin’izao tontolo izao ilay tena fahazavana+ izay manazava+ ny karazan’olona rehetra.+ Jaona 8:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Koa hoy indray i Jesosy tamin’ireo: “Izaho no fahazavan’izao+ tontolo izao. Izay manaraka ahy, tsy mba handeha ao amin’ny maizina mihitsy,+ fa hanana ny fahazavana manome fiainana.” Kolosianina 2:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Fa aloky+ ny zavatra ho avy ireny, fa ny tena izy+ dia an’i Kristy.+
9 Efa ho tonga eo amin’izao tontolo izao ilay tena fahazavana+ izay manazava+ ny karazan’olona rehetra.+
12 Koa hoy indray i Jesosy tamin’ireo: “Izaho no fahazavan’izao+ tontolo izao. Izay manaraka ahy, tsy mba handeha ao amin’ny maizina mihitsy,+ fa hanana ny fahazavana manome fiainana.”