9 Fa namaly i Jesosy hoe: “Tsy adiny roa ambin’ny folo moa no mazava ny andro? Raha misy mandeha amin’ny antoandro,+ dia tsy midona amin-javatra izy, satria hitany ny fahazavan’izao tontolo izao.
10 Noho izany, ry rahalahy, dia vao mainka tokony hanao izay rehetra azonareo atao ianareo mba ho azo antoka ny fiantsoana+ sy ny fifidianana+ anareo. Tsy ho lavo mihitsy+ ianareo, raha manao ireo zavatra ireo foana.