Jaona 12:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Ary hoy i Jesosy: “Kely sisa no itoeran’ny mazava eo aminareo. Mandehana dieny mbola eo aminareo ny mazava, mba tsy ho resin’ny haizina+ ianareo. Ary izay mandeha ao amin’ny haizina dia tsy mahalala izay alehany.+
35 Ary hoy i Jesosy: “Kely sisa no itoeran’ny mazava eo aminareo. Mandehana dieny mbola eo aminareo ny mazava, mba tsy ho resin’ny haizina+ ianareo. Ary izay mandeha ao amin’ny haizina dia tsy mahalala izay alehany.+