1 Korintianina 7:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 ary izay mampiasa an’izao tontolo izao,+ ho toy ireo tsy revo tanteraka aminy, fa miovaova ny sehatr’ity tontolo ity.+ 1 Petera 1:24 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 24 Fa “tahaka ny ahitra ny nofo rehetra, ary tahaka ny vonin’ny ahitra ny voninahiny rehetra.+ Malazo ny ahitra, ary mihintsana ny voniny,+
31 ary izay mampiasa an’izao tontolo izao,+ ho toy ireo tsy revo tanteraka aminy, fa miovaova ny sehatr’ity tontolo ity.+
24 Fa “tahaka ny ahitra ny nofo rehetra, ary tahaka ny vonin’ny ahitra ny voninahiny rehetra.+ Malazo ny ahitra, ary mihintsana ny voniny,+