Matio 7:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 “Tsy izay rehetra milaza amiko hoe: ‘Tompo ô, Tompo ô’, no hiditra ao amin’ny fanjakan’ny lanitra, fa izay manao+ ny sitrapon’ny Raiko izay any an-danitra.+ 1 Petera 4:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 mba tsy ho velona ho an’ny fanirian’olombelona intsony, fa ho velona hanao ny sitrapon’Andriamanitra+ kosa, amin’ny andro sisa hiainany ao amin’ny nofo.+
21 “Tsy izay rehetra milaza amiko hoe: ‘Tompo ô, Tompo ô’, no hiditra ao amin’ny fanjakan’ny lanitra, fa izay manao+ ny sitrapon’ny Raiko izay any an-danitra.+
2 mba tsy ho velona ho an’ny fanirian’olombelona intsony, fa ho velona hanao ny sitrapon’Andriamanitra+ kosa, amin’ny andro sisa hiainany ao amin’ny nofo.+