1 Jaona 2:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Izao, anaka, no ora farany.+ Araka ny efa renareo, dia ho avy ny antikristy.+ Ary efa misy antikristy maro sahady izao.+ Izany no ahafantarantsika fa izao no ora farany.
18 Izao, anaka, no ora farany.+ Araka ny efa renareo, dia ho avy ny antikristy.+ Ary efa misy antikristy maro sahady izao.+ Izany no ahafantarantsika fa izao no ora farany.