FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jaona 15:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Raha misy miala amiko, dia toy ny sampany ariana eny ivelany izy ka malazo. Ary angonin’ny olona ireny ka atsipiny ao anaty afo, ary may.+

  • 1 Jaona 2:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Fa ny aminareo kosa, dia mitoetra ao aminareo ny fanosorana+ noraisinareo taminy, ka tsy mila ampianarin’olona ianareo.+ Koa satria ilay fanosorana avy aminy no mampianatra anareo ny zava-drehetra,+ ary marina+ sady tsy misy lainga ilay fanosorana, dia aoka ianareo ho tafaray+ foana aminy, araka ny nampianarina anareo.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara