3 Jaona 14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Fa manantena ny hahita anao mivantana aho, dia hiresaka mifanatrika isika.+ Ho aminao anie ny fiadanana!+ Mampamangy,+ hono, ianao, hoy ny namana atỳ. Mampamangy+ any amin’ny namana tsirairay, araka ny anarany avy.
14 Fa manantena ny hahita anao mivantana aho, dia hiresaka mifanatrika isika.+ Ho aminao anie ny fiadanana!+ Mampamangy,+ hono, ianao, hoy ny namana atỳ. Mampamangy+ any amin’ny namana tsirairay, araka ny anarany avy.