FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Apokalypsy 2:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Izay manan-tsofina, aoka izy hihaino+ izay lazain’ny fanahy+ amin’ny fiangonana hoe: Izay mandresy+ dia tsy ho azon’ny fahafatesana faharoa+ mihitsy.’

  • Apokalypsy 20:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Sambatra+ sy masina+ izay manana anjara amin’ny fitsanganana voalohany. Tsy manam-pahefana+ amin’izy ireo ny fahafatesana faharoa,+ fa ho mpisoron’Andriamanitra+ sy Kristy ireo, ka hiara-manjaka aminy mandritra ny arivo taona.+

  • Apokalypsy 21:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Fa ny kanosa sy ny tsy manam-pinoana+ sy ny olona maloto+ sady maharikoriko sy ny mpamono olona+ sy ny mpijangajanga+ sy ny mpilalao ody* sy ny mpanompo sampy+ sy ny mpandainga+ rehetra kosa, dia ao amin’ny farihy mirehitra afo+ sy solifara+ no anjarany. Tsy inona izany fa ny fahafatesana faharoa.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara