Ezekiela 40:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Nentin’Andriamanitra teo aho, ka io fa nisy lehilahy iray teo, ary namirapiratra hoatran’ny varahina ny fahitako azy.+ Nisy tady rongony sy bararata fandrefesana+ teny an-tanany, ary nijoro teo am-bavahady izy. Apokalypsy 11:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ary nomena bararata toy ny tehina+ aho, raha mbola nilaza izy hoe: “Mitsangàna ka refeso ny toerana masin’ny tempolin’Andriamanitra+ sy ny alitara ary izay mivavaka ao.
3 Nentin’Andriamanitra teo aho, ka io fa nisy lehilahy iray teo, ary namirapiratra hoatran’ny varahina ny fahitako azy.+ Nisy tady rongony sy bararata fandrefesana+ teny an-tanany, ary nijoro teo am-bavahady izy.
11 Ary nomena bararata toy ny tehina+ aho, raha mbola nilaza izy hoe: “Mitsangàna ka refeso ny toerana masin’ny tempolin’Andriamanitra+ sy ny alitara ary izay mivavaka ao.