Apokalypsy 3:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Izay mandresy+ dia havelako hiara-mipetraka amiko eo amin’ny seza fiandrianako,+ tahaka ny nandreseko ka niarahako nipetraka+ tamin’ny Raiko teo amin’ny seza fiandrianany.+
21 Izay mandresy+ dia havelako hiara-mipetraka amiko eo amin’ny seza fiandrianako,+ tahaka ny nandreseko ka niarahako nipetraka+ tamin’ny Raiko teo amin’ny seza fiandrianany.+