Apokalypsy 16:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 “Avy toy ny mpangalatra+ aho. Sambatra izay miambina hatrany+ ka mbola eny aminy ihany ny akanjony ivelany, mba tsy handeha mitanjaka izy ka ho hitan’ny olona ny fahamenarany.”+ Apokalypsy 22:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 “Hoy ilay manambara izany zavatra izany: ‘Eny, ho avy haingana aho.’”+ “Amena! Avia, Jesosy Tompo ô!”
15 “Avy toy ny mpangalatra+ aho. Sambatra izay miambina hatrany+ ka mbola eny aminy ihany ny akanjony ivelany, mba tsy handeha mitanjaka izy ka ho hitan’ny olona ny fahamenarany.”+
20 “Hoy ilay manambara izany zavatra izany: ‘Eny, ho avy haingana aho.’”+ “Amena! Avia, Jesosy Tompo ô!”