2 Petera 1:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Raha misy kosa tsy manana ireo toetra ireo, dia jamba izy ka manakimpy ny masony tsy hahita ny mazava,+ sady nanadino+ fa efa nodiovina+ ho afaka tamin’ny fahotany fahiny izy.
9 Raha misy kosa tsy manana ireo toetra ireo, dia jamba izy ka manakimpy ny masony tsy hahita ny mazava,+ sady nanadino+ fa efa nodiovina+ ho afaka tamin’ny fahotany fahiny izy.