FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Apokalypsy 1:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 ary nanao antsika ho fanjakana+ sy mpisorona+ ho an’Andriamanitra Rainy, eny, ho azy mandrakizay anie ny voninahitra sy ny hery!+ Amena.

  • Apokalypsy 4:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 dia niankohoka teo anatrehan’Ilay nipetraka teo ambonin’ny seza fiandrianana ny anti-panahy efatra amby roapolo,+ ka nivavaka+ tamin’Ilay velona mandrakizay mandrakizay, ary nanipy ny satroboninahiny teo anoloan’ny seza fiandrianana, sady niteny hoe:

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara