Eksodosy 30:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 “Manaova kovetabe varahina fisasana,+ ka asio tongony varahina. Ary apetraho eo anelanelan’ny tranolay fihaonana sy ny alitara izany, ka asio rano ao anatiny.+ 1 Mpanjaka 7:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Ary nanao fitoeran-drano lehibe, nantsoina hoe ranomasina varahina+ izy, ka folo hakiho ny savaivony. Boribory ilay izy, ary dimy hakiho ny haavony. Ary tady telopolo hakiho vao nahodidina azy.+
18 “Manaova kovetabe varahina fisasana,+ ka asio tongony varahina. Ary apetraho eo anelanelan’ny tranolay fihaonana sy ny alitara izany, ka asio rano ao anatiny.+
23 Ary nanao fitoeran-drano lehibe, nantsoina hoe ranomasina varahina+ izy, ka folo hakiho ny savaivony. Boribory ilay izy, ary dimy hakiho ny haavony. Ary tady telopolo hakiho vao nahodidina azy.+