Joba 39:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Avy eny izy no mitady sakafo,+Ary mitazan-davitra foana ny masony. Ezekiela 1:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Sahala amin’izao ny tarehin’izy ireo: Samy nanana tarehin’olona+ izy efatra, ary tarehin-diona+ no teo ankavanana,+ ary samy nanana tarehin’omby+ izy efatra teo ankavia.+ Samy nanana tarehim-boromahery+ koa izy efatra.
10 Sahala amin’izao ny tarehin’izy ireo: Samy nanana tarehin’olona+ izy efatra, ary tarehin-diona+ no teo ankavanana,+ ary samy nanana tarehin’omby+ izy efatra teo ankavia.+ Samy nanana tarehim-boromahery+ koa izy efatra.