Isaia 11:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Hisy rantsana+ hitsiry avy amin’ny foto-kazon’i Jese,+ ary hisy tsimoka+ hipoitra avy amin’ny fakany ka hamokatra.+ Romanina 15:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Ary hoy indray i Isaia: “Hisy fakan’i Jese,+ ary hisy hitsangana hitondra ny hafa firenena,+ ka izy no hantenain’ny hafa firenena.”+
11 Hisy rantsana+ hitsiry avy amin’ny foto-kazon’i Jese,+ ary hisy tsimoka+ hipoitra avy amin’ny fakany ka hamokatra.+
12 Ary hoy indray i Isaia: “Hisy fakan’i Jese,+ ary hisy hitsangana hitondra ny hafa firenena,+ ka izy no hantenain’ny hafa firenena.”+