FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 53:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Voageja mafy+ sy nanaiky hampahorina izy,+ nefa tsy niloa-bava akory. Nentina toy ny ondry hovonoina izy,+ ary tsy niloa-bava toy ny ondrivavy izay nanjary moana teo anoloan’ny mpanety azy.+

  • Apokalypsy 5:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Ary hitako fa nisy zanak’ondry+ nijoro teo akaikin’ny seza fiandrianana+ sy teo afovoan’ny zavamananaina efatra sy ny anti-panahy.+ Toy ny efa novonoina+ ho faty ilay zanak’ondry, izay manana tandroka fito sy maso fito. Tsy inona ireo maso ireo fa ny fanahy+ fiton’Andriamanitra irahina maneran-tany.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara