Salamo 141:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Enga anie ny vavaka ataoko ka ho voaomana tsara toy ny emboka manitra+ eo anatrehanao,+Ary ny fanandratako ny tanako ho toy ny fanatitra varimbazaha fanolotra takariva!+ Lioka 1:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Ary nivavaka teo ivelany ny olona maro be tamin’ny ora fanolorana emboka manitra.+ 1 Petera 4:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Efa manakaiky+ anefa ny faran’ny zava-drehetra. Aoka àry ianareo hisaina tsara,+ ary aoka ho mailo ka tsy hanao tsirambina ny vavaka.+
2 Enga anie ny vavaka ataoko ka ho voaomana tsara toy ny emboka manitra+ eo anatrehanao,+Ary ny fanandratako ny tanako ho toy ny fanatitra varimbazaha fanolotra takariva!+
7 Efa manakaiky+ anefa ny faran’ny zava-drehetra. Aoka àry ianareo hisaina tsara,+ ary aoka ho mailo ka tsy hanao tsirambina ny vavaka.+